|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilay fito |
| Singan-teny | 2ilay, 3fito |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy).
[1.1] [ilaifito] 6Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Haitoetrandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|